|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  taritarika
Fototeny  2 tarika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif diminutif] [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :

Teny iditra (2/5)7  taritarika
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 asidra mahery [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 acide tartrique [1.3#686]

Teny iditra (3/5)11  taritarika
Fototeny  12 tarika
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin' ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin' ireny kofehy kely ireny ny voronkely mitady hihinana ny vary vao noketsaina [Taimoro] [1.1]

Teny iditra (4/5)15  taritarika
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 (de tarika : nom des plantes lianoïdes).
18 Leptadenia madagascariensis Decne. (Apocynaceae) [Taimoro] [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)21  taritarika
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 D'après Dubois : champignon dangereux ; à ne pas toucher [Betsileo] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  taritarika, 25 traitraika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17