|
|
|
|

Teny iditra1  tari-joro
Singan-teny  2 tarika, 3 zoro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fitondran' ny olona ny lambany raha lava, izay ataony mitaritarika eny amin' ny tany ny zorony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11