|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  tarazo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetran' ny zavatra mihantona mikiraviravy, toy ny voankazo
4 Teny na kabary na raharaha maharitra, tsy tapaka, na dia azo faranana vetivety aza
5 Taranaka efa lavitra elanelana aty aoriana, taranaka mifandimby mitohy hatrany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 état d'une chose suspendue, comme le baromètre, les fruits
7 paroles, discours, affaires qui traînent en longueur; un fait, une action qui passe en habitude, qui fait usage [1.3]
Kamban-teny rehetra  8 velon-tarazo

Teny iditra (2/5)9  tarazo
Sokajin-teny  10  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 fomba na talenta na kilema nolovana [Sihanaka] [1.78]
12 Zavatra efa lasa fahazarana ka mety ho tonga fomba mihitsy: Efa lasa tarazo ity fanaon' ny ankizy mifoka sigara mbola kely ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 hereditary [1.2]
Kamban-teny rehetra  14 fianarana momba ny tarazo

Teny iditra (3/5)15  tarazo
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 karazan-taovolo na randrana [Taisaka] [1.78]
Voambolana  18  Fandram-bolo

Teny iditra (4/5)19  tarazo
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 toetra nolovana hita ao amin'ny krômôzôma [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22 hérédité, génotype; patrimoine héréditaire [1.13]
Voambolana  23  Haiaina
Tovy hevitra  24 zenôtipa
Kamban-teny rehetra  25 tarazo miseho

Teny iditra (5/5)26  tarazo
Sokajin-teny  27  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :

Fivaditsoratra  30 azotra, 31 ozatra, tarazo, 32 zaotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08