|
|
|
|

Teny iditra1  taon-tsarotra
Singan-teny  2 taona, 3 sarotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 taona tsy nahazoana vokatra firy noho ny tondra-drano, havandra, valala, tsy fisian' orana ka mahatonga ny fiainana ho lafo na sarotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 année de pénurie [1.3#681]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12