Entrée taomina (taona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto
¶ Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety
Morphologie 
taomina
taomiko
taominao
taominy
taomintsika
taominay
taominareo
taomin'
taomin-
taomim-
taomi-
notaomina
notaomiko
notaominao
notaominy
notaomintsika
notaominay
notaominareo
notaomin'
notaomin-
notaomim-
notaomi-
hotaomina
hotaomiko
hotaominao
hotaominy
hotaomintsika
hotaominay
hotaominareo
hotaomin'
hotaomin-
hotaomim-
hotaomi-
taomy

Mis à jour le 2020/07/31