Entrée Tanivo (any, ivo)
Partie du discours nom propre (ethnonyme)
Vocabulaire 
Exemples 
1Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny Tantsiraka. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 114]
2Rahefa atao ny fanadinana amin'ireny vatsim-pianarana ireny, raha misy fito ny Tanivo, zara raha hisy telo ny Tanindrana sahy mirotsaka. [Andriamalala: Fanagasiana, page 25]

Mis à jour le 2020/04/08