Entrée (1/2) | 1 taniravo |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Géologie |
Explications en malgache | 4 tanimanga, tany mora [Taisaka] [1.78]5 tany fotsifotsy ampiasaina handalorana [1.1] |
Explications en anglais | 6 white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin [1.2]7 chalk [1.42] |
Explications en français | 8 terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition [1.3] |
Exemples |
9 Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48] 10 toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470] |
Mots élémentaires | 11 tany, ravo |
Entrée (2/2) | 12 Taniravo |
Partie du discours | 13 nom propre (toponyme) |
Vocabulaire |
14 Géographie: agglomérations |
Exemples |
15 Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48] |
Mots élémentaires | 16 tany, ravo |
Tableaux et planches |
17 Liste complète |
Anagrammes | 18 avitrano, Taniravo, taniravo, toravina, variñato, avitrano, Taniravo, taniravo, toravina, variñato |
Mis à jour le 2023/12/03 |