Entrée | tangala | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | [Tambahoaka] Tehina [1.78] | ||
Explications en français | Bâton [1.6] | ||
Exemples | Rehefa izany dia mifanatona sy mifampidinika ny Fokonolona dia ny Lohandry na Andriambaventy solon-tenan' ny fokom-pianakaviana, ny mpitana ny tangala ary ny Fivorian' ny Mpanjaka.
[2.508] | ||
Mots composés |
| ||
Entrée | tangala | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en français | Pince des crabes, des camarons, des écrevisses [1.6] | ||
Vocabulaire | Zoologie: (en général) | ||
Mis à jour le 2022/10/22 |