| Entrée | 1 tandrevaka | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 3   Tsy voakendry na mba nomanina fa toa nataotao vonjy maika na kitoatoa fotsiny: Nahandro tandrevaka [1.1] 4 tsirambina, tsy misy fitandremana na fikajiana [2.285#222] | 
| Explications en français | 5   soudain, à l'improviste, sans prévision ni préparation [1.3#667] | 
| Exemples | 6   Saro-pady loatra manko itony resaka momba an-dRazana itony, ka tsy ekena atao an-tandrevaka tokoa.
[2.245#170] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |