Entrée tanamasoandro (tanana, masoandro)
Partie du discours nom
Définition malgache karazan-javamaniry manome vony mavo [SLP 1986]
Définition française tournesol, helienthus [SLP 1986]
Vocabulaire 
Nom scientifique Helienthus

Entrée tanamasoandro (tanana, masoandro)
Partie du discours nom
Définition anglaise the rays of the sun; the spokes of a wheel [Hallanger 1973]
Définition française rayon du soleil; rayon d'une roue [Hallanger 1974]
Définition française rayons de soleil [Veyrières 1913]
Exemples 
1Efa tolakandro tamin'izay, ary ny tanamasoandro efa nitsidika isam-baravarana. [Rajohanesa: Kintana]
2Toa nisava kely ny fara-vodilanitra, ary ny tanamasoandro namirapiratra teny amin'ilay renirano ka nandefa taratra nipaka tamin'ny ravin-kazo maitso teny amin'ny kirihitrala teo ambony atsinanana. [Rajohanesa: Kintana]

Entrée tanamasoandro (tanana, masoandro)
Partie du discours nom
Définition française les pièces de cinq francs du Mexique et de l' Uruguay portant l' image du soleil [Veyrières 1913]
Vocabulaire 

2017/06/04