Entrée |
tamberim > tamberina
(verina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
|
Explications en français | Action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3]
|
Dérivés |
Mots composés |
|
Hyponymes |
|
|
Entrée |
tamberim > tamberina
(verina)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | Rendement [1.13]
|
Mots composés |
|
|