|
|
|
|

Entrée (1/4)1  tamango
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] firavaka fitondra amin' ny famoràna (kelikely kokoa noho ny betaly ny tamango)

Entrée (2/4)4  tamango
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  [1.78] vatampaty (amin'ny faty maina) [Bara]
7  [1.1] Vatam-paty miendrika lakana [Sihanaka]

Entrée (3/4)8  tamango
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.78] ody, sampy: Mañamasiña tamango ny ampisikidy [Tanala]

Entrée (4/4)11  tamango
Partie du discours  12  nom
Explications en malgache  13  [1.1] vakin-taila na vakin-tafo tanimanga itorahana na anapaohana ny kanety amin' ny loka kanety
Dérivés 
Verbes passifs :

Mis à jour le 2025/09/12