|
|
|
|

Teny iditra 1  talenta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahaizana na fahakingana voa-Janahary: Manana talenta amin' ny mozika izy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 talent [1.13]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how talenta

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04