Entrée | talelaka | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Explications en malgache | Mibalelaka ary marivo aty, mivelatra be ny vavany, talesaka: Vilia talelaka | ||||||
Explications en français | Peu profond, large, évasé, comme les assiettes, les plateaux [1.3] | ||||||
Exemples | Ny lovia tsy lalina aty no atao hoe lovia talelaka, ary eto dia ny hevitra marivorivo tsy mba hevi-dalina no an-talelaka.
[2.643] | ||||||
Dérivés |
| ||||||
Autres orthographes | talesaka [1.3#656] | ||||||
Mis à jour le 2024/03/08 |