Entrée takorobabo
Partie du discours nom
Définition malgache Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [Rajemisa 1985]
 kitapon-tsakafon'ny vorona [SLP 1986]
Définition anglaise the craw of a bird [Richardson 1885]
Définition française jabot [SLP 1986]
Vocabulaire 
Autres orthographes 
Synonymes tranon-dremby
Citations 

2012/09/06