|
|
|
|

Teny iditra1  takofana
Fototeny  2 takotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 takonana [Bara] [1.78]
5 Saronana amin' ny takotra: Takofy ny vilany fa sao latsahan' ny lalitra ny sakafo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be covered with a lid. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 afantoka, takofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17