|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tako-doha
Singan-teny  2 takotra, 3 loha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 haron-kely mitovy ny sakany sy ny lavany ary misy takony fampiasan' ny Betsimisaraka hitondrana faham-bary ho an' ny vahiny [1.1]

Teny iditra (2/2)6  takodoha
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 entana [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  tako-doha, takodoha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21