|
|
|
|

Teny iditra1  takelajozoro
Singan-teny  2 takelaka, 3 zozoro
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Zozoro maro nalahatra dia notevehina bararata kely lava na fantaka mba hampitambatra azy. (Ny takelaka dia fanaon' ny olona solom-baravarana vonjimaika, na fefy anakonan-javatra, na tontam-parafara lafiky ny kidoro) [1.1]
Tovy hevitra  6 takelaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12