Entrée takalozana (takalo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy: Notakalozany ny malabariny ny palitaoko [1.1]
Morphologie 
Présent : takalozana, takalozako, takalozanao, takalozany, takalozantsika, takalozanay, takalozanareo, takalozan', takalozan-, takalozam-, takaloza-
Passé : notakalozana, notakalozako, notakalozanao, notakalozany, notakalozantsika, notakalozanay, notakalozanareo, notakalozan', notakalozan-, notakalozam-, notakaloza-
Futur : hotakalozana, hotakalozako, hotakalozanao, hotakalozany, hotakalozantsika, hotakalozanay, hotakalozanareo, hotakalozan', hotakalozan-, hotakalozam-, hotakaloza-
Impératif : takalozy
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20