Entrée tahitahina
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana sodina fa natao tamin' ny voatavo arivolahy na vilany tany kely ohatra ny totohondry ny habeny, misy lavaka roa na telo. (Mora vaky izy io raha mianjera ka tahitahina fatratra) [1.1]
Proverbes 

Mis à jour le 2020/07/31