|
|
|
|

Teny iditra1  tahisienina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny mponina tompon-tany any amin' ny tanin' i Tahiti, nosy lehibe indrindra amin' ireo nosy any Pasifika mifanakaiky amin' ilay tany antsoina hoe Polinezia frantsay.: Malaza amin' ny fahaiza-mandray vahiny ny Tahisienina
4 Mikasika an' i Tahiti, an' i Tahiti, avy any Tahiti [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12