|
|
|
|

Teny iditra1  tahalaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tovon-tany mamaritra ny sisin-tanimbary, mitovy amin' ny atao hoe valamparia, fefilohan-tanimbary (amin' ny Betsileo, ny tahalaka dia entina hilazana mihitsy ny vola arakaraka ny habeny, ka ny lehibe dia atao hoe: tahala-dibe, ny antonontonony tahalaka, ary ny kely kipala) [1.1]
4 fefiloha madinika na valamparihy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 diguette, digue [1.13]
Tovy hevitra  6 valamparihy
Kamban-teny rehetra  7 dingandingantahalaka

Fivaditsoratra  8 halakata, tahalaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09