|
|
|
|

Teny iditra1  tafidina
Fototeny  2 idina
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4 qui est descendu [1.3]
Ohatra  5  Nony tafidina aho, dia mbola namerina fisaorana azy roa lahy ary nanao veloma azy. [2.4]

Fivaditsoratra  6 faty dina, tafidina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12