|
|
|
|

Teny iditra1  tady mahazaka
Singan-teny  2 tady, 3 mahazaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 grosse corde [1.5]
Ohatra  6  Ny fitopin' ny masony sy ny fitsikin' ny molony vao mainka koa tady mahazaka nandrohizany an' ise! [2.499]
Tovy hevitra  7 mahazaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12