|
|
|
|

Teny iditra1 taboribory
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 boribory [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
4 faribolana, boribory: Lambolahy latsaka an-jireboña ka taboribory i lañitre ( lamboala tafalatsaka an-kady ( fandrika ) ka tsy mahita hafa tsy lanitra boribory ) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 rond [Sakalava-Mayotte] [1.405]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12