|
|
|
|

Teny iditra1  spiroketa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. spiroquette] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, manana endrika miolakolaka amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny farasisa [1.1]
Voambolana  4  Fahasalamana

Fivaditsoratra  5 pirotsake, 6 poretsika, spiroketa, 7 tsy re poka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12