|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 spaoro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. sport] Anarana iantsoana ireo fanatanjahan-tena isan-karazany omena endrika lalao, lalao samy maka ho azy na mifanao andaniny, ka manaraka fitsipika efa raikitra
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 4 roposa, 5 saro-po, spaoro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|