Entrée soso-kevitra (sosoka, hevitra)
Partie du discours locution
Explications en malgache hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa [Rajemisa 1985]
Explications en français proposition, suggestion [Rajaonarimanana 1995]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31