|
|
|
|

Teny iditra1 soratsoratra
Fototeny  2soratra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4[duplicatif fréquentatif]. [1.3]
Ohatra  5 Misy soratsoratra tahaka ny tsipitsipika mahitsy hita amy ny petala amy ny ankabiazan' ny zavamaniry [1.357#]
6 Misy soratsoratra maharikoriko ny handriny fa mitsipika mainty manao sarin-tanambokovoko eo ambony masony. [2.895#104]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 sarotsarotra, 10 soratsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02