Entrée soratrandra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fomba fanoratra amin' ny alalan' ny tsipika mandry na miolikolika na mifaingoka, izay efa ifanarahana, ka ampiasaina hanafohy ny fanoratan-teny hahafahana manoratra teny haingana tahaka ny anononana azy [Rajemisa 1985]
Synonymes sorapohy

Mis à jour le 2020/07/31