Entrée soratononina (soratra, tonona)
Partie du discours nom
Définition malgache Fanazarana na fampiasana any an-tsekoly, hianarana ny fanoratana ny teny araka ny fanao na ny fitsipi-panoratana; teny tononin' ny hafa ka soratan' ny hafa [Rajemisa 1985]
Définition française dictée [SLP 1986]

2012/09/29