|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  soratà
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] olomaty, vazaha (tenin-tsikidy) [1.78]

Teny iditra (2/2) 4  sorata
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 [Bara] ray aman-dreniny, na izay niteraka na tsy niteraka (Tsy mba fiteny Bara akory fa tenin’ombiasa ihany) [1.353#62]
Fikambanana  7 soratabe

Fivaditsoratra  8 saotra, sorata, soratà, 9 tarosa, 10 tsarao

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07