|
|
|
|

Teny iditra1  songosongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavamaniry fanao fefim-boly izay feno tsilo ny tahony ary misy ditiny mandronono raha tapahina; ny voniny misy mena dorehitra, fotsy... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a prickly herb used largely for fences in Imerina,
5 a decoction from which is used for gonorrhoea and indigestion.
6 The juice is used as a blistering remedy, and also for bird-lime. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 petite plante épineuse dont on fait des haies, de la glue, et parfois des remèdes [1.3]
8 arbuste épineux assez ramifié, charnu
9 et dont le latex est efficace contre les verrues.
10 Il se multiplie facilement par bouturage. [1.5]
Voambolana  11  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  12 somana, somo
Sary 

Fivaditsoratra  13 ngosongoso, songosongo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17