|
|
|
|

Teny iditra1  sompitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsihy nozairina ho toy ny sobiky makadiry mba hitehirizana ny vary akotry [1.1]
4 toerana fitahirizana vokatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 silo [1.13]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  7 mpitrosa, sompitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02