|
|
|
|

Teny iditra1  somindaina
Fototeny  2 sominda
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapahin-tenda (enti-milaza biby vonoina) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 à qui ou à quoi l’on coupe la gorge [1.3#626]
Ohatra  6  Dia hoy Ibonia : " somindaina, be ra; [2.69#0]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 misondaina, somindaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12