|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  sombina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ilany kely bitika:
4 Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 une parcelle, un fragment, une miette [1.3]
Ohatra  6  Nalainay tao amin' ny Hatolotra an' iza ny Nosintsika nosoratan-dRavalison Edmond ity sombina tantara filalao ity. [2.285#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  sombina
Sokajin-teny  18  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  19 nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  20 ébréché, dont on a enlevé un morceau [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17