|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 soma |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 sangisangy amin'ny tanana
[Taisaka]
[1.78] 4 lalao [Sihanaka] [1.78] 5 sangisangy, lalao, kilalao [Tanala] [1.78] 6 lalao, fisa [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 jeu
[1.13] |
| Kamban-teny rehetra | 8 fitsipika mifehy ny soma |
| Teny iditra (2/3) | 9 soma |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 safosafo
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 12 soma~ |
| Sokajin-teny | 13 tovona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 maso, 16 Mosà, mosa, 17 Samo, soma~, soma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|