|
|
|
|

Teny iditra1 solovaika
Singan-teny  2solo, 3vaika
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Olona na zavatra asolo hafa hoenti-mamitaka.
6Olona misolo olonkafa izay tsy mety na tsy afaka hanao sonia taratasim-panekena iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Individu ou objet qu’on substitue par fraude à un autre, un prête-nom. [1.3]

Fivaditsoratra  8 solovaika, 9 voasolika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12