Entrée solana (sola)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao mangadihady tsy misy volo: Solana ny lohan' ny relijiozy lahy sasantsasany
Esorina ny tendrony [1.1]
Morphologie 
Présent : solana, solako, solanao, solany, solantsika, solanay, solanareo, solan', solan-, solam-, sola-
Passé : nosolana, nosolako, nosolanao, nosolany, nosolantsika, nosolanay, nosolanareo, nosolan', nosolan-, nosolam-, nosola-
Futur : hosolana, hosolako, hosolanao, hosolany, hosolantsika, hosolanay, hosolanareo, hosolan', hosolan-, hosolam-, hosola-
Impératif : solao, solay
Proverbes 

Mis à jour le 2023/01/20