Entrée soedoa
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Soeda: Mihoatra ny 8 tapitrisa ny isan' ny Soedoa
Mikasika an' i Soeda, an' i Soeda na avy any Soeda: Stockholm no seranana soedoa lehibe indrindraa [1.1]
Origine Français: suédois.

Mis à jour le 2020/07/31