Entrée sodika
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanesorana ny menaka na ny hero-dronono izay mitsinkafona
Fanalana ny tsiratsiraka na ny hoza-dravin' ny rofia
Fanesorana ny vato kely madinika amin' ny vary alohan' ny hitotoana azy
Fikendren' ny hitsikitsika' na ny papango zavatra tadiaviny hofaohina ka ihodinkodinany
Fijerijerena taratra ataon' ny mpangalatra alohan' ny hamelezany
Fisoneniky ny olona mandihy eny am-pandihizana. [1.1]
Explications en français Action de détacher les fibres, comme celles des feuilles du rafia, de l'écorce de divers arbres et arbustes, etc. [1.196]
Vocabulaire 
Dérivés 
 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/09/30