Entrée soamarandrana
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana ilazana ny tanavavy. (Maro ny anarana iantsoana ny tanavavy: atao hoe kamaitso izy raha mbola kely; soamarandrana na kamora, rehefa lehibe, ary kamarabe, rehefa antitrantitra, ilay izy masiaka mibetroka iny) [1.1]
Vocabulaire 
Analogues  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ tanavavy

Mis à jour le 2020/07/31