|
|
|
|

Teny iditra1  sivily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny antokon' olona tsotra, tsy miaramila na relijiozy; mikasika ny olona tsotra tsy miaramila na relijiozy: Nanao akanjo sivily ilay komandà ka saika tsy fantatro [1.1]
Ohatra  4  Madiotanana sivily malagasy iray niaraka tamin' ny milisy vitsivitsy no nalefa tany hampandry tany. [2.472]
Tsipelina hafa  5 sivilina

Fivaditsoratra  sivily, 6 vilisy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12