|
|
|
|

Teny iditra1  sitily
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fitanehana zavatra hakana ilon' io zavatra io amin' ny endriky ny ranomason-takotra, toy ny ranomanitra izany na ny karazan-toaka samihafa
4 Fanatantavanana rano. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 action de distiller, de filtrer [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  16 ilitsy, sitily

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19