Entrée siravato (sira, vato)
Partie du discours nom
Explications en malgache Vongan-javatra fotsifotsy mety levona ao anaty rano, izay manana tsiro manokana masimasina ka atao amin' ny hanina andrahoina, indrindra ny laoka, mba hanatsara ny tsirony: Tandremo sao be siravato ny laoka
Fanasina
Ny haingon-teny mandravaka ny teny amin' ny kabary, na resaka ifanaovana: Be siravato loatra ny lahatenin' ilay Rangahy [1.1]
Synonymes sira ~ siramanta

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31