Entrée sirasira
Partie du discours nom
Définition malgache Teny firarian-tsoa ataon' ny reny amin' ny zanany raha manoaka; fiandoham-pitenenana ihany izy io fa ny fitenenana feno dia hoe: Sirasira sakarivo am-bavanao, izay azo adika hoe: Enga anie tsy ho diso sira na sakamalao ny vavanao ! [Rajemisa 1985]
Citations 

2009/02/23