Entrée sintonina (sintona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tarihina hankany amin' ny tena: Sintony ny vatasarihana
Sarihana: Aza mbola sintonina ny harato
Roritina: Sintony mafy ny tady ho henjana
Tarihina amin' ny zorony, amin' ny laniny iray, vivitina: Sintony ny sofin' io zaza io fa mandainga
Avadika ho ratsy, hararaotina mba hanorisorenana olona, vivitina: Aza sintontsintonina tahaka izany ny teniko [1.1]
Morphologie 
Présent : sintonina, sintoniko, sintoninao, sintoniny, sintonintsika, sintoninay, sintoninareo, sintonin', sintonin-, sintonim-, sintoni-
Passé : nosintonina, nosintoniko, nosintoninao, nosintoniny, nosintonintsika, nosintoninay, nosintoninareo, nosintonin', nosintonin-, nosintonim-, nosintoni-
Futur : hosintonina, hosintoniko, hosintoninao, hosintoniny, hosintonintsika, hosintoninay, hosintoninareo, hosintonin', hosintonin-, hosintonim-, hosintoni-
Impératif : sintony
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05