Entrée sinolatra (solatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Voasolatra, solarana, voasafo: Nosinolatry ny bala, hono, ny sofiny [1.1]
Explications en français Qu'on a entaillé, entamé, qu'une balle a effleuré [1.3]
Morphologie 
Présent : sinolatra, sinolatro, sinolatrao, sinolany, sinolatsika, sinolatray, sinolatrareo, sinolatr', sinola-, sinolatry
Passé : nosinolatra, nosinolatro, nosinolatrao, nosinolany, nosinolatsika, nosinolatray, nosinolatrareo, nosinolatr', nosinola-, nosinolatry
Futur : hosinolatra, hosinolatro, hosinolatrao, hosinolany, hosinolatsika, hosinolatray, hosinolatrareo, hosinolatr', hosinola-, hosinolatry
Synonymes voasolatra

Mis à jour le 2023/01/20