|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinivana |
| Fototeny | 2 sivana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voasivana, sivanina, ampandalovina amin' ny sivana na makarakara hanintsanana tany na fasika:
5 Sinivana ny tany alohan' ny hampifangaroana azy amin' ny fasika mba handalorana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 tamisé
[1.3#612] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voasivana |
| Fivaditsoratra | sinivana, 11 sivanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|