|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sinerana |
| Fototeny | 2 serana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 voaserana, seranina, lalovana haingana:
5 Nosineran' ny rivo-doza ny tanànanay ka nahasimbana bebe ihany [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu’on a fait passer rapidement, devant qui ou devant quoi on a fait passer, ( pion ) qu’on a raflé obliquement
[1.3#599] |
| Tovy hevitra | 7 voaserana |
| Fivaditsoratra | 8 seranina, sinerana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|